plt_tq/mat/23/13.md

8 lines
405 B
Markdown

# Inona no anarana naverimberin'i Jesosy niantsoana ireo mpanora-dalàna sy Fariseo izay namaritra ny toetran'izy ireo?
Jesosy dia niantso ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo hoe mpihatsaravelatsihy hatrany
# Rehefa mampiova fo olona iray ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo, zanak'iza io?
Rehefa mampiova fo olona iray ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo, dia zanaky ny helo indroa avo henin'ny teo aloha izy.