# Inona no anarana naverimberin'i Jesosy niantsoana ireo mpanora-dalàna sy Fariseo izay namaritra ny toetran'izy ireo? Jesosy dia niantso ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo hoe mpihatsaravelatsihy hatrany # Rehefa mampiova fo olona iray ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo, zanak'iza io? Rehefa mampiova fo olona iray ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo, dia zanaky ny helo indroa avo henin'ny teo aloha izy.