plt_tq/mat/16/27.md

12 lines
508 B
Markdown

# Ahoana ny fomba hiavian'ny Zanak'Olona araka ny filazan'i Jesosy?
Nambaran'i Jesosy fa ho avy amin'ny voninahitry ny Rainy miaraka amin'ireo anjeliny ny Zanak'Olona.
# Ahoana no hamalian'i Jesosy ny olona rehetra rehefa tonga Izy?
Hamaly ny olona rehetra araka ny asany avy ny Zanak'Olona rehefa tonga Izy.
# Iza no nambaran'i Jesosy fa hahita ny Zanak'Olona ho tonga ao amin'ny fanjakany?
Nambaran'i Jesosy fa ny sasany tamin'ireo nijoro teo dia hahita ny Zanak'Olona ho tonga ao amin'ny fanjakany.