# Ahoana ny fomba hiavian'ny Zanak'Olona araka ny filazan'i Jesosy? Nambaran'i Jesosy fa ho avy amin'ny voninahitry ny Rainy miaraka amin'ireo anjeliny ny Zanak'Olona. # Ahoana no hamalian'i Jesosy ny olona rehetra rehefa tonga Izy? Hamaly ny olona rehetra araka ny asany avy ny Zanak'Olona rehefa tonga Izy. # Iza no nambaran'i Jesosy fa hahita ny Zanak'Olona ho tonga ao amin'ny fanjakany? Nambaran'i Jesosy fa ny sasany tamin'ireo nijoro teo dia hahita ny Zanak'Olona ho tonga ao amin'ny fanjakany.