plt_tq/mat/16/24.md

8 lines
317 B
Markdown

# Inona no tsy maintsy hataon'ireo rehetra te hanara-dia an'i Jesosy?
Izay rehetra te-hanaraka an'i Jesosy dia tsy maintsy mandà ny tenany, ary maka ny hazofijaliany.
# Inona no nambaran'i Jesosy fa tsy mahasoa ny olona?
Nambaran'i Jesosy fa tsy mahasoa ny olona ny mahazo izao tontolo izao, kanefa very ny ainy.