# Inona no tsy maintsy hataon'ireo rehetra te hanara-dia an'i Jesosy? Izay rehetra te-hanaraka an'i Jesosy dia tsy maintsy mandà ny tenany, ary maka ny hazofijaliany. # Inona no nambaran'i Jesosy fa tsy mahasoa ny olona? Nambaran'i Jesosy fa tsy mahasoa ny olona ny mahazo izao tontolo izao, kanefa very ny ainy.