plt_tq/mat/16/13.md

12 lines
479 B
Markdown

# Inona no fanontaniana napetrak'i Jesosy tamin'ireo mpianany rehefa nankany Kaisaria-filipo?
Nanontany tamin'ireo mpianany Jesosy hoe: "Iza no filazan'ny olona ny Zanak'Olona?"
# Iza no fiheveran'ny olona sasany an'i Jesosy?
Noheverin'ny olona sasany fa Jaona Mpanao Batisa, na Elia, na Jeremia, na iray tamin'ireo mpaminany Jesosy.
# Inona no valin-teny nomen'i Petera ho an'ny fanontaninan'i Jesosy?
Namaly Petera hoe: "Ianao no Kristy, ilay Zanak'Andriamanitra Velona."