plt_tq/mat/07/21.md

8 lines
352 B
Markdown

# Iza no hiditra ny fanjakan'ny lanitra?
Ireo izay manao ny sitrapon'Andriamanitra no hiditra ny fanjakan'ny lanitra.
# Inona no ho lazain'i Jesosy amin'ireo izay naminany, nandroaka demonia, ary nahavita fahagagana tamin'ny anarany?
Ho lazain'i Jesosy amin'izy ireo hoe: "Tsy nahafantatra anareo mihitsy Aho! Mialà lavitra Ahy, ry mpanao ratsy!''