# Iza no hiditra ny fanjakan'ny lanitra? Ireo izay manao ny sitrapon'Andriamanitra no hiditra ny fanjakan'ny lanitra. # Inona no ho lazain'i Jesosy amin'ireo izay naminany, nandroaka demonia, ary nahavita fahagagana tamin'ny anarany? Ho lazain'i Jesosy amin'izy ireo hoe: "Tsy nahafantatra anareo mihitsy Aho! MialĂ  lavitra Ahy, ry mpanao ratsy!''