plt_tq/mat/07/13.md

8 lines
185 B
Markdown

# Mitondra mankaiza ny lalana malalaka?
Mitondra mankany amin'ny faharavana ny lalana malalaka.
# Mitondra mankaiza ny lalana tery?
Mitondra mankany amin'ny fiainana ny lalana tery.