# Mitondra mankaiza ny lalana malalaka? Mitondra mankany amin'ny faharavana ny lalana malalaka. # Mitondra mankaiza ny lalana tery? Mitondra mankany amin'ny fiainana ny lalana tery.