|
# Inona no fihetsik'ireo apostoly rehefa niteny tamin'izy ireo izay zavatra niseho tany am-pasana ireo vehivavy?
|
|
|
|
Noeritreretin'izy ireo ho tatitra tsy misy dikany izany.
|
|
|
|
# Inona no nataon'i Petera rehefa nijery tao am-pasana izy?
|
|
|
|
Nahita izy fa nitokana ireo lambam-paty.
|