# Inona no fihetsik'ireo apostoly rehefa niteny tamin'izy ireo izay zavatra niseho tany am-pasana ireo vehivavy? Noeritreretin'izy ireo ho tatitra tsy misy dikany izany. # Inona no nataon'i Petera rehefa nijery tao am-pasana izy? Nahita izy fa nitokana ireo lambam-paty.