# Andro inona no manomboka rehefa nalevina Jesosy?
Ny andro Sabata no hanomboka.
# Inona no ataon'ireo vehivavy izay niaraka tamin'i Jesosy amin'ny Sabata?
Nitsahatra izy ireo, araka ny didin'Andriamanitra.