# Andro inona no manomboka rehefa nalevina Jesosy? Ny andro Sabata no hanomboka. # Inona no ataon'ireo vehivavy izay niaraka tamin'i Jesosy amin'ny Sabata? Nitsahatra izy ireo, araka ny didin'Andriamanitra.