# Iza no nolazain'i Jesosy hoe lehibe eo amin'ireo mpianany?
Ilay iray izay manompo no lehibe.
# Ahoana no fomba niainan'i Jesosy teo amin'ireo mpianany?
Niaina tahaka ilay mpanompo iray Izy.