# Iza no nolazain'i Jesosy hoe lehibe eo amin'ireo mpianany? Ilay iray izay manompo no lehibe. # Ahoana no fomba niainan'i Jesosy teo amin'ireo mpianany? Niaina tahaka ilay mpanompo iray Izy.