plt_tq/luk/21/32.md

8 lines
173 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Jesosy hoe ho levona?
Ny lanitra sy ny tany dia ho levona.
# Inona no tsy ho levona mandrakizay?
Ireo tenin'i Jesosy dia tsy ho levona mandrakizay.