# Inona no nolazain'i Jesosy hoe ho levona? Ny lanitra sy ny tany dia ho levona. # Inona no tsy ho levona mandrakizay? Ireo tenin'i Jesosy dia tsy ho levona mandrakizay.