plt_tq/luk/19/11.md

8 lines
297 B
Markdown

# Inona no efa nandrasan'ny olona hiseho rehefa tonga ao Jerosalema Jesosy?
Nihevitra izy ireo fa ny fanjakan'Andriamanitra dia hiseho eo no ho eo.
# Tamin'ny fanoharan'i Jesosy, aiza ilay tandapa no handeha?
Ho any amin'ny firenena tena lavitra izy mba handray fanjakana, ary hiverina avy eo.