# Inona no efa nandrasan'ny olona hiseho rehefa tonga ao Jerosalema Jesosy? Nihevitra izy ireo fa ny fanjakan'Andriamanitra dia hiseho eo no ho eo. # Tamin'ny fanoharan'i Jesosy, aiza ilay tandapa no handeha? Ho any amin'ny firenena tena lavitra izy mba handray fanjakana, ary hiverina avy eo.