plt_tq/luk/17/14.md

16 lines
350 B
Markdown

# Nasain'i Jesosy hanao inona izy ireo?
Nasainy nandeha nampiseho izany amin'ireo mpisorona izy ireo.
# Inona no zava-niseho tamin'ireo boka raha vao nandeha izy ireo?
Nadio izy ireo.
# Firy tamin'ireo boka no niverina nisaotra an'i Jesosy?
Iray ihany no niverina.
# Avy aiza ilay boka izay niverina nisaotra an'i Jesosy?
Avy any Samaria izy.