# Nasain'i Jesosy hanao inona izy ireo? Nasainy nandeha nampiseho izany amin'ireo mpisorona izy ireo. # Inona no zava-niseho tamin'ireo boka raha vao nandeha izy ireo? Nadio izy ireo. # Firy tamin'ireo boka no niverina nisaotra an'i Jesosy? Iray ihany no niverina. # Avy aiza ilay boka izay niverina nisaotra an'i Jesosy? Avy any Samaria izy.