plt_tq/luk/16/16.md

8 lines
249 B
Markdown

# Araka ny filazan'i Jesosy, inona no nisy nandra-pahatongan'i Jaona Mpanao batisa?
Ny lalàna sy ny mpaminany no nisy.
# Araka ny filazan'i Jesosy, inona no toriana ankehitriny?
Ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra no toriana ankehitriny.