# Araka ny filazan'i Jesosy, inona no nisy nandra-pahatongan'i Jaona Mpanao batisa? Ny lalàna sy ny mpaminany no nisy. # Araka ny filazan'i Jesosy, inona no toriana ankehitriny? Ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra no toriana ankehitriny.