plt_tq/luk/15/08.md

8 lines
366 B
Markdown

# Tamin'ny fanoharan'i Jesosy, inona no nataon'ilay vehivavy izay very farantsa iray tamin'ny farantsa folony?
Nitady am-pahazotoana izany izy mandra-pahitany izany, ary nifaly niaraka tamin'ireo namany sy ireo mpiara-monina taminy izy avy eo.
# Inona no miseho any an-danitra rehefa misy mpanota mibebaka?
Misy hafaliana eo anatrehan'ireo anjelin'Andriamanitra.