# Tamin'ny fanoharan'i Jesosy, inona no nataon'ilay vehivavy izay very farantsa iray tamin'ny farantsa folony? Nitady am-pahazotoana izany izy mandra-pahitany izany, ary nifaly niaraka tamin'ireo namany sy ireo mpiara-monina taminy izy avy eo. # Inona no miseho any an-danitra rehefa misy mpanota mibebaka? Misy hafaliana eo anatrehan'ireo anjelin'Andriamanitra.