plt_tq/luk/10/40.md

8 lines
234 B
Markdown

# Inona no nataon'i Marta rehefa tonga tao an-tranony Jesosy?
Nisahirana nikarakara sakafo aroso ho Azy izy.
# Iza no nolazain'i Jesosy hoe nisafidy ny zavatra tsara ho atao?
Nilaza izy fa Maria no nisafidy ny zavatra tsara hatao.