# Inona no nataon'i Marta rehefa tonga tao an-tranony Jesosy? Nisahirana nikarakara sakafo aroso ho Azy izy. # Iza no nolazain'i Jesosy hoe nisafidy ny zavatra tsara ho atao? Nilaza izy fa Maria no nisafidy ny zavatra tsara hatao.