plt_tq/luk/05/37.md

8 lines
352 B
Markdown

# Ao amin'ny fanoharana faharoan'i Jesosy, inona no zava-hiseho raha atao ao anatin'ny siny hoditra tonta ny divay vaovao?
Ny siny hoditra tonta dia hitriatra ary ny divay vaovao dia hiparitaka.
# Inona no fomba tsy maintsy atao amin'ny divay vaovao mba hitehirizana azy hoy i Jesosy?
Ny divay vaovao dia tsy maintsy atao anaty siny hoditra vaovao.