# Ao amin'ny fanoharana faharoan'i Jesosy, inona no zava-hiseho raha atao ao anatin'ny siny hoditra tonta ny divay vaovao? Ny siny hoditra tonta dia hitriatra ary ny divay vaovao dia hiparitaka. # Inona no fomba tsy maintsy atao amin'ny divay vaovao mba hitehirizana azy hoy i Jesosy? Ny divay vaovao dia tsy maintsy atao anaty siny hoditra vaovao.