plt_tq/luk/05/08.md

8 lines
296 B
Markdown

# Inona no tian'i Simona ho ataon'i Jesosy? Nahoana?
Tian'i Simona hiala eo aminy Jesosy satria Simona nahafantatra fa izy (Simona) dia olona mpanota.
# Inona no nolazain'i Jesosy tamin'i Simona momba asany amin'ny ho avy?
Jesosy nilaza fa manomboka ankehitriny dia izy no ho mpanarato olona.