# Inona no tian'i Simona ho ataon'i Jesosy? Nahoana? Tian'i Simona hiala eo aminy Jesosy satria Simona nahafantatra fa izy (Simona) dia olona mpanota. # Inona no nolazain'i Jesosy tamin'i Simona momba asany amin'ny ho avy? Jesosy nilaza fa manomboka ankehitriny dia izy no ho mpanarato olona.