plt_tq/luk/04/05.md

8 lines
241 B
Markdown

# Inona no nasehon'ilay devoly an'i Jesosy tany amin'ny toerana avo?
Ireo fanjakana rehetra eto an-tany no nasehon'ilay devoly an'i Jesosy.
# Inona no tian'ilay devoly ho ataon'i Jesosy?
Tian'ilay devoly handohalika sy hidera azy Jesosy.