# Inona no nasehon'ilay devoly an'i Jesosy tany amin'ny toerana avo? Ireo fanjakana rehetra eto an-tany no nasehon'ilay devoly an'i Jesosy. # Inona no tian'ilay devoly ho ataon'i Jesosy? Tian'ilay devoly handohalika sy hidera azy Jesosy.