plt_tq/luk/02/08.md

8 lines
229 B
Markdown

# Tamin'iza ny anjely no niseho?
Ilay anjely dia niseho tamin'ireo mpiandry ondry izay niandry ireo andian'ondriny.
# Inona no nataon'ireo mpiandry ondry rehefa nahita ilay anjely izy ireo?
Natahotra mafy ireo mpiandry ondry.