# Tamin'iza ny anjely no niseho? Ilay anjely dia niseho tamin'ireo mpiandry ondry izay niandry ireo andian'ondriny. # Inona no nataon'ireo mpiandry ondry rehefa nahita ilay anjely izy ireo? Natahotra mafy ireo mpiandry ondry.