plt_tq/luk/01/08.md

12 lines
323 B
Markdown

# Inona no asa nataon'i Zakaria tao amin'ny tempolin'i Jerosalema?
Zakaria dia nanao ny asan'ny mpisorona.
# Inona no nataon'i Zakaria tao an-tempoly?
Nandoro fanatitra ho an'Andriamanitra izy.
# Inona no nataon'ny olona raha mbola tao an-tempoly Zakaria?
Nipetraka tao ivelany tao an-tokontany ny olona ary nivavaka.