# Inona no asa nataon'i Zakaria tao amin'ny tempolin'i Jerosalema? Zakaria dia nanao ny asan'ny mpisorona. # Inona no nataon'i Zakaria tao an-tempoly? Nandoro fanatitra ho an'Andriamanitra izy. # Inona no nataon'ny olona raha mbola tao an-tempoly Zakaria? Nipetraka tao ivelany tao an-tokontany ny olona ary nivavaka.