plt_tq/luk/01/01.md

12 lines
481 B
Markdown

# Iza ilay "mpanara-maso" nolazain'i Lioka?
Ilay "mpanara-maso" dia ilay iray izay niaraka tamin'i Jesosy hatramin'ny fiandohan'ny asa fanompoany.
# Inona no nataon'ny sasany tamin'ireo mpanara-maso rehefa avy nahita an'i Jesosy izy ireo?
Nanoratra tantara momba izay nataon'i Jesosy izy ireo.
# Naninona i Lioka no nanapa-kevitra hanoratra ny tantarany manokana momba izay nolazain'i Jesosy sy nataony?
Tiany hahafantatra ny marina momba ny zavatra izay nolazainy i Teofilo.