# Iza ilay "mpanara-maso" nolazain'i Lioka? Ilay "mpanara-maso" dia ilay iray izay niaraka tamin'i Jesosy hatramin'ny fiandohan'ny asa fanompoany. # Inona no nataon'ny sasany tamin'ireo mpanara-maso rehefa avy nahita an'i Jesosy izy ireo? Nanoratra tantara momba izay nataon'i Jesosy izy ireo. # Naninona i Lioka no nanapa-kevitra hanoratra ny tantarany manokana momba izay nolazain'i Jesosy sy nataony? Tiany hahafantatra ny marina momba ny zavatra izay nolazainy i Teofilo.