forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
364 B
Markdown
8 lines
364 B
Markdown
# Inona no nangatahin'i Jeremia mba hataon'i Yaveh?
|
|
|
|
Mangataka amin'i Yaveh mba hahatsiaro izay nitranga tamin'izy ireo sy mba hijery ny henatr'izy ireo Jeremia.
|
|
|
|
# Inona no lazain'i Jeremia tamin'i Yaveh fa nanjo ny lovan'izy ireo?
|
|
|
|
Lazain'i Jeremia amin'i Yaveh fa efa nafindra ho an'ireo vahiny ny lovan'izy ireo, ary ho an'ny hafa firenena ny tranon'izy ireo.
|