plt_tq/lam/05/01.md

364 B

Inona no nangatahin'i Jeremia mba hataon'i Yaveh?

Mangataka amin'i Yaveh mba hahatsiaro izay nitranga tamin'izy ireo sy mba hijery ny henatr'izy ireo Jeremia.

Inona no lazain'i Jeremia tamin'i Yaveh fa nanjo ny lovan'izy ireo?

Lazain'i Jeremia amin'i Yaveh fa efa nafindra ho an'ireo vahiny ny lovan'izy ireo, ary ho an'ny hafa firenena ny tranon'izy ireo.