forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
500 B
Markdown
8 lines
500 B
Markdown
# Inona no mitranga amin'ny lelan'ny zaza minono ary inona angatahin'ny ankizy?
|
|
|
|
Miraikitra amin'ny lanilaniny noho ny hetaheta ny lelan'ny zaza minono ary mangataka sakafo ny ankizy saingy tsy misy na inona na inona ho azy ireo.
|
|
|
|
# Inona no mitranga amin'ireo olona izay mihinana sakafo lafo vidy sy amin'ireo izay manao akanjo jaky?
|
|
|
|
Ireo olona izay zatra mihinana sakafo lafo vidy dia nilaozana sy maty mosary ankehitriny, ary ireo izay nanao akanjo jaky dia ambonin'ny fitoeram-pako ankehitriny.
|