# Inona no mitranga amin'ny lelan'ny zaza minono ary inona angatahin'ny ankizy? Miraikitra amin'ny lanilaniny noho ny hetaheta ny lelan'ny zaza minono ary mangataka sakafo ny ankizy saingy tsy misy na inona na inona ho azy ireo. # Inona no mitranga amin'ireo olona izay mihinana sakafo lafo vidy sy amin'ireo izay manao akanjo jaky? Ireo olona izay zatra mihinana sakafo lafo vidy dia nilaozana sy maty mosary ankehitriny, ary ireo izay nanao akanjo jaky dia ambonin'ny fitoeram-pako ankehitriny.