plt_tq/jud/01/20.md

8 lines
411 B
Markdown

# Ahoana no hanorenan'ireo malala ny tenan'izy ireo sy hivavahan'izy ireo?
Nanorina ny tenan'izy ireo tamin'ny finoan'izy ireo masina indrindra ireo malala ary nivavaka tao amin'ny Fanahy Masina.
# Inona no tokony hampitoeran'ireo malala ny tenan'izy ireo sy tadiavin'izy ireo?
Tokony hampitoetra ny tenan'izy ireo ary hitady ny fitiavan'Andriamanitra, sy ny famindram-pon'i Jesosy Kristy Tompo ireo malala.