# Ahoana no hanorenan'ireo malala ny tenan'izy ireo sy hivavahan'izy ireo? Nanorina ny tenan'izy ireo tamin'ny finoan'izy ireo masina indrindra ireo malala ary nivavaka tao amin'ny Fanahy Masina. # Inona no tokony hampitoeran'ireo malala ny tenan'izy ireo sy tadiavin'izy ireo? Tokony hampitoetra ny tenan'izy ireo ary hitady ny fitiavan'Andriamanitra, sy ny famindram-pon'i Jesosy Kristy Tompo ireo malala.