plt_tq/jud/01/14.md

12 lines
518 B
Markdown

# Eo amin'ny toerana fahafiry eo amin'ny firazananan'i Adama i Enoka?
I Enoka no fahafito teo amin'ny firazanan'i Adama.
# Amin'iza no hampiharan'ny Tompo ny fitsarana?
Amin'ny olona rehetra no hampiharan'ny Tompo ny fitsarana.
# Iza ireo olona tsy araka an'Andriamanitra izay ho voaheloka?
Ireo mpimonomonona, sy mpimenomenona, ireo izay manaraka ny filan-dratsin'izy ireo, ireo mpieboebo fatratra, ireo izay mandoka ho an'ny tombontsoan'izy ireo manokana no olona tsy araka an'Andriamanitra izay ho voaheloka.