# Eo amin'ny toerana fahafiry eo amin'ny firazananan'i Adama i Enoka? I Enoka no fahafito teo amin'ny firazanan'i Adama. # Amin'iza no hampiharan'ny Tompo ny fitsarana? Amin'ny olona rehetra no hampiharan'ny Tompo ny fitsarana. # Iza ireo olona tsy araka an'Andriamanitra izay ho voaheloka? Ireo mpimonomonona, sy mpimenomenona, ireo izay manaraka ny filan-dratsin'izy ireo, ireo mpieboebo fatratra, ireo izay mandoka ho an'ny tombontsoan'izy ireo manokana no olona tsy araka an'Andriamanitra izay ho voaheloka.