plt_tq/jos/24/27.md

4 lines
207 B
Markdown

# Inona no nolazain'i Josoa fa ho antony nametrahany ilay vato?
Nilaza i Josoa fa ho vavolombelona manohitra azy ireo ilay vato satria ren'izany avokoa ny teny izay nolazain'i Yaveh sy ny vahoakan'Israely.